Fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny sokatra ranomasina
Andavadoaka, Madagascar. Ny Blue Ventures sy ny vondrom-piarahamonina mpanjono Vezo any andrefan'i Madagasikara dia hankalaza ny Andro eran-tany ho an'ny sokatra an-dranomasina amin'ny 16 jona miaraka amin'ny hetsika maromaro mikendry ny hanairana ny fahorian'ny sokatra an-dranomasina sy ny fiarovana azy ireo.