Blog: Visiting Andavadoaka: fifanakalozam-pianarana momba ny fahasalaman'ny fiarahamonina
Rehefa avy nanao dia dimy andro avy any Maintirano i Toalidy dia nandany iray volana niaraka tamin'ny ekipan'ny Safidy Blue Ventures tao Andavadoaka nianatra fomba vaovao hanohanana ireo vondrom-piarahamonina lavitra morontsiraka.