
Blue Ventures haseho ao amin'ny fanadihadiana 'Prince William's Passion: New Father, New Hope' ao amin'ny CNN sy ITV
Londres, Royaume-Uni – Hisy fanadihadiana vaovao avy amin'ny CNN sy ITV halefa amin'ny Alahady 15 Septambra izay hampiseho ny asan'ireo finalista amin'ny Loka Tusk Conservation, anisan'izany ny mpanorina sy tale mpanatanteraka ao amin'ny Blue Ventures, Dr Alasdair Harris.