

Manohana ireo vondrom-piarahamonina hiatrika ny loza vokatry ny toetrandro
Ny rivodoza tropikaly Gombe dia namely ny faritra avaratr'i Mozambika tamin'ny volana martsa, namoizana ain'olona am-polony ary olona efa ho antsasa-tapitrisa no tra-boina manerana ny firenena.