Ny resaka momba ny fiarovana an-dranomasina dia tsy maintsy ahitana ny zon'olombelona: F&A miaraka amin'ny biolojista Vivienne Solís Rivera
Ny zon'olombelona, toy ny an'ny mpanjono madinika, dia tsy maintsy ampidirina ao anatin'ny tanjona fiarovana eran-tany hiarovana ny 30% amin'ny tany sy ny ranomasimbe maneran-tany amin'ny taona 2030, hoy ireo mpiaro ny tontolo iainana.