
DW : Fanaratoana fahombiazana eto Madagasikara
Ny fomba fiasa notarihan'ny Blue Ventures amin'ny fanarenana ny jono dia voarakitra ao amin'ny lahatsoratra hoe 'Fanajonoana ho amin'ny fahombiazana eto Madagasikara' ao amin'ny fampielezam-peo iraisam-pirenena Alemanina Deutsche Welle (DW.com).