
Manomboka ny diany mankany amin'ny fahaleovantena ara-dalàna ny tambajotra MIHARI eto Madagasikara
Nanambara ny Tambajotran'ny MIHARI fa manao ny dingana farany amin'ny fametrahana amin'ny fomba ofisialy ny fahaleovantenany ara-dalàna, ahafahan'ny tambajotra hampitombo ny fahefany ho toy ny feon'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka manerana an'i Madagasikara.