Blog: Fiatrehana ny aretin'ny zaza eto Madagasikara
Ao anatin'ny hetsika ara-pahasalamana mifototra amin'ny fiaraha-monina vaovao avy amin'ny minisiteran'ny Fahasalamana, ny Blue Ventures dia nanofana sy nanohana ny vehivavy any amin'ny faritra mitoka-monina any atsimo andrefan'i Madagasikara.