Aretina miafina eto Madagasikara ve ny VIH?
Fisorohana ny fifindran'ny VIH amin'ny reny amin'ny zaza amin'ny alalan'ny fiaraha-miasa ara-pahasalamana-tontolo iainana Vao haingana aho no nanatevin-daharana ny Blue Ventures ho Mpanolotsaina ara-teknika momba ny fahasalamana-tontolo iainana, ary talanjona aho tamin'ny dingana nataon'ny ekipa. Nandritra ny roapolo taona teo ho eo, ny Blue Ventures dia manana […]