
Ny Fondation Skoll: Velona sy Maharitra: Faritra an-dranomasina mitantana eto an-toerana eto Madagasikara
Ny endri-tranonkala vaovao avy amin'ny The Skoll Foundation dia mikaroka ireo modely isan-karazany an'ny valo amin'ireo mpandraharaha ara-tsosialy ao aminy, anisan'izany ny Tale Mpanatanteraka Blue Ventures Alasdair Harris.