Fikarohana vaovao: porofo ara-tsiansa voalohany momba ny fanjonoana tafahoatra amin'ny jono madinika eto Madagasikara
Ny fikarohana farany nataonay dia manome porofo ara-tsiansa matanjaka voalohany fa misy ny fanjonoana be loatra amin'ny jono madinika eto Madagasikara, izay midika fa loza mitatao ho an'ny fahasalaman'ny ranomasina sy ireo vondrom-piarahamonina marefo amorontsiraka.