
Bilaogy: Kaomoro mankany Kenya: Fitsidihana fianarana amin'ireo mpanjono namany any Kenya
Ny ranomasina manodidina an'i Kaomoro no loharanon'ny fiveloman'i Bahati Anli, ary maro tahaka azy any Kaomoro. Avy amin'ny vondrom-piarahamonina mpanjono izy ary anisan'ny Maecha Bora, fikambanan'ny mpanjono vehivavy rehetra izay mitarika ezaka amin'ny fiarovana. Rahoviana […]