Blue Ventures dia manatevin-daharana ny fanentanana manerantany amin'ny #StopFundingOverfishing
Ny Blue Ventures dia iray amin'ireo fikambanana nivondrona mba hiantso ireo mpikambana ao amin'ny World Trade Organization (WTO) hanatontosa ny fanoloran-tenany amin'ny fampitsaharana ny famatsiam-bola ahafahan'ny fanjonoana tafahoatra maneran-tany, amin'ny alàlan'ny fanentanana iraisam-pirenena #StopFundingOverfishing.