
Mivondrona ny mpanjono eto Madagasikara mba hiandraikitra ny ho aviny
Ny fihaonambe nasionalin'ny mpitarika avy amin'ny vondrom-piarahamonina mpanjono madinika eto Madagasikara dia manamarika fotoana iray lehibe amin'ny fanomezana hery ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka ao amin'ny firenena mba hanamafisana ny zony hitantana ny toeram-panjonoana nentim-paharazana.