
Tohina sy nalahelo ny Blue Ventures tamin'ny famonoana ilay mpiaro ny tontolo iainana eto Madagasikara
Tohina sy malahelo izahay noho ny vaovao momba ny famonoana feno habibiana an’i Henri Rakotoarisoa, 70 taona, filohan’ny fikambanan’ny vondrom-piarahamonina manampy amin’ny fiarovana ny ala mando eto Madagasikara.