
Ireo mpanjono madinika eto Madagasikara dia mandray ny fiarovana ny ranomasina amin'ny alalan'ny fiteniny
Ny mpanjono madinika manerana an'i Madagasikara dia manambara ny famaritana amin'ny teny malagasy vaovao ny 'LMMA' – teny fototra ampiasaina hiresahana momba ny fiarovana an-dranomasina manerana izao tontolo izao.
