
Firenena 79 no manolo-tena hametraka vondrom-piarahamonina ho fototry ny ezaka hiarovana ny planeta manga misy antsika
Amin'ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Fahasamihafana Biolojika amin'ity taona ity, dia mankalaza ny hetsika vao haingana nataon'ny firenena am-polony izahay hanatsarana ny zo sy ny andraikitra lehibe.

