
Vanim-potoana vaovao ho an'ny fitantanana ny ala honko any avaratra andrefan'i Madagasikara
Nanao sonia fifanarahana momba ny zon'ny fitantanana ny harena voajanahary tao Ambanja nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny honko ny tompon'andraikitra isam-paritra sy ny fikambanan'ny fokonolona folo.









