
Nanangana toeram-panjonoana indostrialy vaovao ny fikambanan'ny fiarahamonim-pirenena mba hiadiana amin'ny jono tsy ara-dalàna, tsy voatatitra ary tsy voafehy eto Madagasikara
Natsangana ny fikambanana vaovao hanampy amin’ny fiatrehana ny fihoaram-pefy ataon’ny indostrian’ny jono any amin’ny fari-dranomasina manodidina an’i Madagasikara. Fitsinjo, masoivohon’ny fiarahamonim-pirenena mahaleo tena miorina eto Antananarivo,