
Tandindomin-doza ny ala manga. Mety hamonjy azy ireo ny revolisiona mangina
Anisan'ny toeram-ponenana manan-danja indrindra eto an-tany ny ala honko. Ireo tontolo iainana manankarena biolojika ireo dia manana anjara toerana lehibe amin'ny fanamafisana ny fivelomana, fanohanana ny zavamananaina ary