
Ny fanakatonana fanjonoana horita vonjimaika voalohany tany Banggai Laut, Indonezia
Nanao dingana feno fahasahiana ho amin'ny fitantanana maharitra ny jono horita ny vondrom-piarahamonina ao an-tanànan'i Popisi tamin'ny fanapahan-kevitra hanidy toerana fanjonoana tena mamokatra mandritra ny telo volana.