Fiarovana amin'ny fotoan'ny COVID-19
Ianaro ny fiantraikan'ny COVID-19 tamin'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono madinika manerana ny morontsiraka tropikaly, ary fantaro ny fomba nanehoan'ireo vondrom-piarahamonina ireo fahavononana manoloana ny krizy mivoatra.