
Nahazo ny Loka Food Planet ny Blue Ventures noho ny vahaolana azo ekena amin'ny tsy fanjarian-tsakafo manerantany
Feno voninahitra ny Blue Ventures nahazo ny loka voalohany amin'ny Food Planet ho fankasitrahana ny fanoloran-tenantsika amin'ny famahana ny tsy fanjarian-tsakafo amin'ny alàlan'ny fananganana indray ny jono tropikaly.