
Bilaogy: Fiatrehana ny areti-mifindra manerantany, naoty iray isaky ny mandeha
Hihaona amin'ireo mpamorona malagasy mampiasa ny herin'ny mozika sy ny sarimihetsika mba hanairana ny saina momba ny COVID-19 any amin'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka sarotra tratrarina.