
Fandresena Fiarovana Vaovao: Taorian'ny fihaonana kisendrasendra dia teraka teto Madagasikara ny fandaharan'asa vaovao momba ny mponina-fahasalamana-tontolo iainana.
Taorian'ny fihaonam-be, Teraka eto Madagasikara ny fandaharanasa vaovao momba ny mponina-fahasalamana-tontolo iainana, nataon'i Dr Vik Mohan an'ny BV tao amin'ny bilaogy New Security Beat an'ny Wilson Center.