
Feon'ireo mpitarika Afrikana momba ny fiarovana an-dranomasina
Manangana fifandraisana hamahana ny olana momba ny fiarovana. Ity lahatsoratra ity dia andiany faharoa ahitana ny sasany amin'ireo mpitarika ny fiarovana an-dranomasina voalohany nandray anjara tamin'ny programa African Marine Conservation Leadership Network izay natomboky ny Blue Ventures sy Maliasili tamin'ny taona 2020. Mizara […]