Bilaogy: Tunasonga kama ngalawa: miadana nefa tsy miova rehefa mandalo ny areti-mifindra isika
Tamin'ny taona 2018, nanangana ny fanakatonana ny jono horita vonjimaika voalohany ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny Nosy Barren. Ankehitriny izy ireo no mitarika ny ezaka fitantanana ny jono any an-toerana.