
Loka ara-tontolo iainana ho an'ny asa fiarovana sy fahasalamana mitambatra eto Madagasikara
St Andrews, Scotland – Tetikasa manavao iray mampiditra ireo tolotra ara-pahasalamana eo anivon'ny fiarahamonina miaraka amin'ireo hetsika fiarovana ny ranomasina tarihin'ny eo an-toerana no nahazo ny Loka St Andrews ho an'ny Tontolo Iainana tamin'ity taona ity.