
Nahazo fankatoavana ofisialy teto Madagasikara ireo mpitantana ny ranomasina eo an-toerana
Nanamafy ny fankatoavana ara-dalàna ny anjara asan'ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka amin'ny fiarovana ny tontolo iainana an-dranomasina sy amorontsiraka eto Madagasikara ny fanapahan-kevitra ara-politika manan-tantara iray. Ny volavolan-dalàna momba ny