
Dia antsitrika tsy manam-paharoa antsoina hoe iray amin'ny National Geographic's 50 Tours of a Lifetime 2015
Londres, Royaume-Uni – Ny dia an-dranomasina miavaka nataon'ny Blue Ventures tany Belize dia voatonona ho iray amin'ireo Fitsidihana 50 mahafinaritra indrindra mandritra ny androm-piainana 2015 an'ny National Geographic.
