
Rivo-doza Freddy: Mihatra amin'izao fotoana izao ny vonjy taitra amin'ny toetr'andro
Ny fandalovan'ny rivodoza Freddy farany teo dia namela lalan'ny faharavana manerana an'i Madagasikara, Mozambika ary Malawi, ka olona an-tapitrisany no namoy ny ainy.