
Bilaogy: Avy any amin'ny tanànan'i Sarteneja mankany amin'ny fitsirihana ny haran-dranomasina any amin'ny Ranomasina Karaiba: ny diako miaraka amin'ny Blue Ventures
"Ny zavatra iray nianarako nandritra ny fiainako dia ny hoe raha maka vintana ianao dia afaka hahomby na hiasa ho amin'ny fahombiazana"