Blog: Geo for Good: avy any Ambanja mankany Sunnyvale
Niala tany avaratrandrefan'i Madagasikara i Zo Andriamahenina ho any Sunnyvale, Kalifornia, hanatrika ny Fihaonambe Geo for Good User an'ny Google ary hianatra bebe kokoa momba ny fomba ahafahan'ny fitaovan'ny Google manampy amin'ny fitantanana ny harena voajanahary.