Fanambarana an-gazety: Ny taratasy misokatra dia miantso ny zon'ny vondrom-piarahamonina mba hapetraka ao am-pon'ny drafitry ny Firenena Mikambana hiarovana ny 30% amin'ny planeta
Fikambanana maherin'ny 70 avy amin'ny firenena 30 no nanao sonia taratasy misokatra izay miantso ireo mpitondra eran'izao tontolo izao hametraka ny zon'olombelona ho eo anoloana sy ho ivon'ny tanjona fiarovana ny zavamananaina maneran-tany.