Fikarohana vaovao: lakilen'ny hetsika fiaraha-monina hanatrarana ny tanjona amin'ny fiarovana eran-tany
Ny faritra arovana amin'ny ranomasina - izay itantanan'ny vondrom-piarahamonina ny ranomasina amoron-tsiraka mba hiarovana ny jono sy ny tontolo iainana eo an-toerana - dia hanana anjara toerana lehibe.