Ny zavakanto sy ny haino aman-jery ho fitaovana hampianarana ny fahalalana nentim-paharazana Vezo sy ny fitantanana maharitra ny harena an-dranomasina
Jereo ity famelabelaran-kevitra nataon'i Symphorien Soa, Technician Outreach Media, momba ny fomba fampiasàny ny haino aman-jery sy ny zavakanto amin'ny asa fanaparitahana ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka eto Madagasikara.