Bilaogy: Lahatsary Mandraisa Fandraisan'anjara Manentana ny Fiarovana ny Voan-drano any Timor-Leste
Na dia mirehareha aza ny sasany amin'ireo tontolo iainana an-dranomasina isan-karazany indrindra eran'izao tontolo izao, ny mpanjono madinika ao Timor-Leste dia mihamanahy ny amin'ny fihenan'ny trondro isan'andro. Ny horonan-tsary fandraisana anjara dia fitaovam-pifandraisana mahery vaika amin'ny fiaraha-monina izay afaka manampy amin'ny famoahana ireo fanamby miafina sy […]