Te-hanararaotra tsara ny taona tsy iasanao ve ianao? Hisongadina ato amin'ity fivoriana mivantana ity ao amin'ny tranokalan'ny Guardian ny Tale Jeneralinay Richard Nimmo, izay miresaka momba ny tombony ho an'ny CV-nao amin'ny fandraisana asa an-tsitrapo any ampitan-dranomasina miaraka amin'ireo fikambanana toa ny Blue Ventures mandritra ny taona tsy iasana.





