11 taona lasa izay androany, ny Blue Ventures dia nanapa-kevitra ny hanova ny fomba fiasany ary hanohana ny fanomezana tolotra ara-pahasalamana eo an-toerana. Ao amin'ity bilaogy ity i Nick Reed-Krase dia maneho ny fivoarana, ny zava-bita ary ny hoavin'ny programa Safidy.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fandrosoana, traikefa ary fitiavana: 11 taona nanohana ny tolotra ara-pahasalamana ho an'ny vondrom-piarahamonina eto Madagasikara