Aseho ato amin'ity podcast ity miaraka amin'ny tale mpanatanteraka Al Harris, novokarin'ny Ashoka ho an'ny Virgin Unite, ny fomba fiasan'ny Blue Ventures amin'ny fampiroboroboana sy fanohanana ny fandraisan'anjaran'ny vondrom-piarahamonina amin'ny fiarovana ny ranomasina.





