Nohadihadian'ny Wall Street Journal tao amin'ny lahatsary hoe Belize's Lionfish: Creating Demand for Invasive Species i Jen Chapman, mpandrindra ny Blue Ventures ao Belize.
Vakio ny lahatsoratra feno: The Wallstreet Journal: Voaporofo fa sarotra ny mifehy ireo trondro lionfish be mpitia sy miteraka tsy tapaka
Fantaro bebe kokoa momba ny dianay momba ny Lionfish any Belize





