Ho an'ny vaovaon'ny WIOMSA amin'ny volana Jona , i Jean Berthieu Nomenjanahary dia mizara ny tantaran'ny fanakatonana vonjimaika ny jono tarihin'ny vondrom-piarahamonina any amin'ireo Nosy Barren any Madagasikara. Nanomboka tamin'ny taona 2018, ireo vondrom-piarahamonina eto dia nanangana ny fanakatonana vonjimaika voalohany ny jono horita ary ankehitriny, telo taona aty aoriana, dia misy tambajotra mitombo hatrany ny fanakatonana vonjimaika manerana ny nosy.
Teknisiana momba ny jono ao amin'ny Blue Ventures i Jean izay lehibe tao amin'ny faritra; ankehitriny izy dia miasa hanohana ny vondrom-piarahamonina amin'ny ezaka ataon'izy ireo amin'ny fitantanana maharitra ny jono sy ny fiarovana ny ranomasina.

Vakio ny tantara feno 'Fampiroboroboana ny fandraisan'anjaran'ny vondrom-piarahamonina: lesona azo avy amin'ny Nosy Barren' ao amin'ny pejy 35 amin'ny vaovaon'ny WIOMSA tamin'ny volana Jona
Vakio ny dika lava kokoa amin'ilay tantara ao amin'ny bilaoginay





