Tantara hafa eto Madagasikara: ny fiasana amin'ny sehatra rehetra sy ny fanajana ny zon'ny fananahana no fanalahidin'ny fampandrosoana maharitra. Ity lahatsoratra ity, nasongadina tao amin'ny Huffington Post, dia miresaka momba ny fiovan'ny tontolon'ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara, sy ny fomba nahazoan'ny hetsika Population-Health-Environment ao amin'ny firenena izay mihoatra noho ny dihy lemur sy ny tsy fandriam-pahalemana ara-politika hita amin'ny haino aman-jery.