Miara-miombon'antoka amin'ny Blue Ventures ireo mpitantara tantara eran-tany mba hizarana ny traikefan'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka
Niara-niasa tamin'ny sehatra haino aman-jery Only One vao natomboka izahay mba hitantarana tantara aingam-panahy avy amin'ny asa fiarovana an-dranomasina tarihin'ny vondrom-piarahamonina manodidina ny tropika amorontsiraka.