Bilaogy TED: Fomba entina mamonjy ny jono
Ny mpanorina sy tale mpanatanteraka ny Blue Ventures, Dr Alasdair Harris, dia nasongadina tao amin'ny bilaogy TED 'Zaridainan'ny orita: mpiara-miasa amin'ny TED manana fomba fiasa mahery vaika amin'ny famonjena ny jono'.