Odilon dia manam-pahaizana BV nandritra ny 7 taona, izay nahafahany nahazo ny bakalorea.
Tamin’ny volana novambra 2018, nandritra ny 9 volana, dia niofana tamin’ny fandaharam-pampianarana izy, ka nandritra izany no nanaovany fanadihadiana mba hahafantarana ny zava-nisy tamin’ireo bv scholars taloha.
Niditra tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny ekipan’ny BV izy tamin’ny fiafaran’ny fiofanana, ka lasa teknisianina momba ny fanabeazana monina ao Andavadoaka.
Manana sehatra maro amin’ny fahalalana izy, kanefa ny tena tiany dia ny mifandray amin’ny namany amin’ny Internet. Tiany ny mifandray amin'ny olona ary milalao basikety ihany koa