
Bilaogy: Mifoka trondro ny vehivavy ao Kaomoro mba hampitomboana ny fidiram-bola sy ny fampandrosoana ny fiarahamonina
Ny fiaraha-miasa amin'ny vehivavy mpanjono ao Kaomoro dia mahafa-po satria hitanao fa mandroso sy mamorona lanja bebe kokoa avy amin'ny jono izy ireo. Ny Fikambanana Maecha Bora, izay ahitana vehivavy mpanjono