
Blog: Bibikely sariaka ny tantely: manomboka ny fiompiana tantely any atsimo andrefan'i Madagasikara
Hatramin'ny nidirany tao amin'ny Blue Ventures, dia nahavita nisambotra zana-tantely bibidia i Christelle ary nitety an'i Madagasikara mba hianatra bebe kokoa momba ny fiompiana tantely entin'ny vondrom-piarahamonina.