
WaterBear Network: sehatra fandefasana mivantana voalohany eran-tany natokana ho an'ny hoavin'ny planeta
Blue Ventures dia manatevin-daharana ny WaterBear Network vao natomboka, sehatra streaming maimaim-poana amin'ny fomba Netflix izay mampiaraka ny tsara indrindra amin'ny tantara voajanahary.