Natomboka ny drafitry ny hetsika ho mpisava lalana ho an'ny jono horita any atsimo andrefan'i Madagasikara
Nivondrona tao Toliara ireo mpanjono, mpividy hazan-dranomasina, mpiaro ny tontolo iainana, mpikaroka ary mpanao politika nanatanteraka tetikasa fanatsaràna ny jono (FIP) izay mametraka vina feno fatratra amin’ny fanatsarana ny faharetan’ny iray amin’ireo jono madinika lehibe indrindra eto Madagasikara.